Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Wednesday, 08 August 2012

MANDRA-PAHOVIANA ?

(Il est des maux et des blessures que l'on occulte pour la simple raison que ça vient d'un être cher, de quelqu'un de la famille, d'un ami, d'un bras droit - au nom de l'amitié, au nom du Fihavanana ...

Jusqu'à quand se taira-t'on dans le seul espoir de se voir entouré lors d'un deuil ! )

 tolérance,brian andréas,rondro,fihavanana


Dessin de Brian ANDREAS in Tolerance

 

Misy ratram-po
Iniana ihafiana
Noho ny fihavanana
Ezahana hotanana,
Na dia tsy mahasoa,
Iniana ikimpiana !

Fery anaty koa
Kobonina mangina
Satria nataon'ny namana
Sy tanana ankavanana,
Tsindriana tsy hifoha
Fa kaikitry ny tiana !

Mandra-pahoviana
Ny vava hohidiana ?
Hanefa ve ny aina
Vao hanomboka taraina ?
Ny hifandevi-maty
Ve no hijaliana anaty ?

RHR

 

 En ligne le 25/03/2012

 

 

21:30 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: tolérance, brian andréas, rondro, fihavanana | Comments (0) |  Facebook | | | |