Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Saturday, 01 December 2018

MIKAJY NY ISAN-JATO

Tsy vitako ny hangina na tsy mpahay mathématiques aza aho.

Misy sekoly A sy B.

Sekoly A : mpianatra T5 = 2 ; afaka CEPE = 1. Taha = 50%

Sekoly B : mpianatra T5 = 75 ; afaka CEPE = 1. Taha = 1,33%.

Gaga be ilay olona hoe nahoana A mahita 50%, B tsy mahita afa-tsy 1,33% nefa samy nahafaka 1.

Sekoly A : mpianatra Terminale = 65. Afaka bacc 1ère session = 25. Taha = 38,46%.
Afaka 2è session = 20. Taha rehetra = 69,23%, izany hoe nitombo 30,77 ny taha.

Sekoly B : mpianatra Terminale = 120. Afaka bacc 1ère session = 57. Taha = 47,50%.
Afaka 2è session = 35.
Taha rehetra = 76,67%, izany hoe nitombo 29,17 ny taha.

Gaga be ilay olona hoe nahoana ny sekoly A, 20 monja no afaka 2è session, nitombo 30,77 ny taha ; nefa ny sekoly B, 35 be izao no afaka 2è session, tsy nitombo afa-tsy 29,17 ny taha? Nanan-tombo 15 ny afaka nefa ny taha latsaka 1,60% (30,77-29,17)

....

Izaho koa mba gaga be amin'ny raisonnement an'ny sasantsasany ...

00:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: élections, pourcentage | Comments (0) |  Facebook | | | |