Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Wednesday, 26 July 2017

MON CREDO

 

Je fais ce credo pour la énième fois. "Mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha Mpanao ny Lanitra sy ny Tany aho". Hatreo ihany.

Anisan'ny antony mba iezahako ho "tsara fanahy" ny fiheverako fa eto an-tany ihany "izao fiainana izao", mazava ho azy. Matoa hoe "izao fiainana izao". Ankoatra an'izao, efa tsy "izao" intsony.

Izay tsy vita "izao", dia tsy vita intsony. Ny zavatra rehetra "à titre posthume" dia tsy ataoko ary tsy tiako hatao ahy.

Au moment où j'allais mettre en ligne cette note, j'entends #Mamy_Gotso à la radio. Porte-parole de la famille de l'accordéonniste #Régis_Gizavo, récemment décédé en plein spectacle en terre corse, il annonce l'arrivée de la dépouille à Antananarivo, prévue mercredi 26 juillet 2017 à 4h du matin. Et j'ai noté "la famille a accepté la tenue d'une veillée funèbre à Antananarivo. De son vivant, Régis a bien dit ne vouloir ni fleurs ni distinctions honorifiques à titre posthume. Merci aux éventuels organisateurs d'hommage sur la RN 7, le corps sera acheminé par avion sur Tuléar. Ceux qui souhaitent assister aux funérailles feront le nécessaire pour s'y rendre".

Ary hay nisy nitovy tamiko ihany. Lazaina izay heverina, ary atao izay lazaina.

 

04:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: rondro rakotobe, régis gizavo, posthume, credo | Comments (0) |  Facebook | | | |