Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Thursday, 08 June 2017

IZAHO JERENA

Izaho jerena
 
Tsy hoe "izaho jerena dia manga ny lanitra". Inona indray no hotadiavina mihoatra an'izany? Que demande le peuple hoy ny vazaha.
 
Fa hoe na mafy sy mangidy aminao, na hanafaka ny ainao, na fadin-drazanao, dia ataovy, ataovy tsara, ataovy haingana, fa "izaho jerena".
 
Izany no atao hoe chantage affectif.
 
Tsy tiako izany.

00:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: chantage affectif | Comments (0) |  Facebook | | | |