Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Friday, 18 November 2016

IZAHO TSY HIZATRA

Masiaka be ilay mpampiasa.
Donendrina be ilay sôlafa.
Mitarazoka be ilay fikarakarana taratasy.
Vodihazo be ilay taxibe.
Bordel daholo izay aleha ...
 
Dia izao no lazaina ahy : "sshhh, ianao koa maka lagy amin'ny tsisy dikany. Fa ianao ve tsy mbola zatra foana e".
 
Nahoana kosa aho no hizatra amin'ny zava-tsy manjary toy izany??? Dray dray dray. Tsia dia tsia.

14:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: bordel | Comments (0) |  Facebook | | | |