Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Thursday, 02 November 2017

VAVAKY NY ZWAM

O ry Ray ao ambony
Hohamasinina anie ny anaran'itony
Hatao anie ny clé an'itony
Ho tonga anie ny revin'itony
Ety an-tany fa tsy revin-drongony
Omeo anay anio aloha ny sôgany androany
Fa rahampitso mbola mety hitomany
Mamelà ny tsy revin'itony
Izahay ange tsy misotro rongony
Aza mitondra anay amin'ny kizo
Fa kôzy bonne atao.
 
in Mey 1972, Rémi RAHAJARIZAFY

00:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: zwam, rémi rahajarizafy, mey 1972 | Comments (0) |  Facebook | | | |