Tuesday, 04 April 2017
IZAHO TSY MPAMPIANATRA
Fa mba tsy te hijery arina an-tava. Saingy tsy ny tava fotsiny no feno arina, ary mila tsy ho arina intsony no manemitra ny tava ...
-Classe Terminale tompoko no izy fa tsy Classe DE terminale !
-Dia misy S foana ny Fiançailles
-Dia misy ny vacance de poste dia hafa ny grandes vacances sy ny cours de vacances
-Dia vente de motos fa tsy vente des motos
-Dia premier poste (asa voalohany) fa tsy première poste
-Dia Bon Anniversaire fa tsy bonne anniversaire
-Dia coliseum fa tsy colesium
-Dia stationnement fa tsy stantionnement
-Dia rehefa mi-se présenter dia ny anarana avy hatrany no tononina fa tsy asiana Madama na Monsieur, ary ny Nom koa no asiana Madama na Monsieur fa tsy ny prénom
-Dia mba tohizo re ...
00:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Comments (0) | Facebook | | |