Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Monday, 16 May 2016

NOHEVERIKO FA

Mba tena mahasorena ilay fialan-tsiny motramotraka manao hoe "tsy mora ny manao zavatra" ary "tsy hitan'izay tsy nanao io!"
 
Fa tena manafintohina ilay anankiray manao hoe "noheveriko fa ..."
 
Noho izany,
raha avy nihaona na nivory na nifanoratra ka indrindra fa misy andrasana amin'ny andaniny na ny ankilany, dia izao atao alohan'ny hisarahana :
 
•ataovy mazava ny resaka : iza no hanao inona amin'ny fotoana toy inona?
 
•ataovy mazava ny resaka : teny mitovy ve no ifampiresahana? Ifanaraho tsara hoe rehefa "manga" ve dia mety mba tsy hifandirana ny manga antitra, manga tanora, bleu marine, bleu nuit, bleu pétrole (tena tsy tiako mihitsy), bleu électrique, bleu roi, indigo, bleu azur, bleu turquoise (ilay tsy tiako indrindra), bleu ciel, bleu LMA, bleu JJR, bleu Mailhol, bleu HVM, manga esy, manga Diégo, ...
 
Sao rehefa avy eo vao hoe "hay ve e, noheveriko fa, ka ianao tsy niteny kouh ..."
 
Rehefa toy izay dia aza mihevitra fa mahatezitra

16:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: ataovy mazava ny resaka | Comments (0) |  Facebook | | | |

1 2 3 Next