Ok

By continuing your visit to this site, you accept the use of cookies. These ensure the smooth running of our services. Learn more.

Tuesday, 25 February 2020

PSYCHANALYSE À DEUX BALLES

Andro iray no nandrenesana ny fahafatesan’ny vehivavy roa, voaolana. Ny iray, zazavavy 11 taona eo ho eo, tany amin’ny faritr’i Fandriana ; ny faharoa, dia Ramatoa RALIVAO Hélène, 63 taona eo ho eo, teolojiana loterana, Tonian'ny Fikambanam-behivavy loterana, avy any amin’ny faritr’i Fandriana ihany koa…

viol.JPG

 

Dia manao fanamarihana ny olona : «ity mifoka sy misotro ity …». Eny. Kanefa …

 

 

Ny olombelona rehetra dia manana « capital » fahafahana sy faniriana na fironana hanao zavatra (penchants) maromaro, mitovy, fa à des degrés différents. Misy facteurs isan-karazany mandranitra na mampifitsaka ny penchant tsirairay. Samy mpamono olona potentiels daholo, fa aiguisé be izany amin’ny olona iray noho ny « zezika » nampiroborobo na nampirongatra an’izay « filàna » izay. Mety ho anisan’ny « besoin de réalisation de soi » izay fanaovana zavatra « mihoa-pampana » izay. [Ramatoa vadin’ny Mpitandrina tao amin’ny Fiangonana « lehibe » anankiray dia mirehareha fatratra (aleo koa manao an’izay) hoe « zanak’iza taminareo no nahavita namono olona].

Ny notion hoe « tsara » sy « ratsy » dia nivoatra arakaraka ny civilisation. Ny fampiasana zavatra (substance) hallucinogène (ilay atao hoe mahadomelina) dia « fanampiana ihany » an’ilay efa voajanahary ao anaty. Ny fampiasana substance booster dia fanampiana ihany ny efa ao anaty, ohatra : aphrodisiaque sy fampatanjahana isan-karazany. Tsy misy zaza tsy nahalala besoin na désir sexuel hitady Viagra, ohatra. Olona efa gaigilahy tamin’izany no mila miakatra degré kokoa, ka mitady an’izany. 20% an’ny acte ihany no ataon’ny apport extérieur, fa ny ambiny dia efa ao anatin’ilay olona. Hallucinogène ny zavatra mahatonga fahitana na fahatsapana hafa ankoatra ny tena izy. Fa rehefa manjary iankinan-doha io zavatra io, na zavatra hafa, mety ho lalao, loka, mozika, lamaody, olombelona, sns … dia izay no atao hoe addiction. Ny atao hoe miankin-doha dia tena tsy mahavita zavatra hafa mihitsy, tsy milamina mihitsy, tsy mahatombina mihitsy raha tsy eo io « zavatra » io. Izay ilay lazain’ny maro hoe drogue. Tsy izay rehetra mampiasa zavatra eritreretina ho drogue dia criminels avokoa. Mety hampiasainy amin’ny zavatra « tsara » izany ary « hainy » ny fatra ilainy ka mety tsy hivaona mihitsy. Ary izay olona fantatra fa « bonaika » sy « hendry » be, dia capable hanao ny heloka faran’izay mamoafady, noho ny « sainy » fotsiny, mamorona scénographie. Io ilay atao hoe fantasme. Ary tsy misy zavatra tonga ho azy ao anaty saina fa efa miafinafina any amin’ny farany lalina tsy tsaroana any (inconscient sy subconscient). Ny hypnose dia teknika « fampatoriana » ny fahatsiarovan-tenan’ny olona anankiray. Ka raha amin’izany no « ampiresahana » ny olona, dia tsy takatry ny saina ny zavatra havoakany ! Tsy ny « drogués » rehetra dia criminels avokoa, ary ny criminels rehetra dia tsy drogués avokoa.

Resaka viol et meurtre. Ny eritreritry ny betsaka dia hoe vita ny viol, noho ny « pulsion » angamba, dia manenina na matahotra sao miteniteny ilay victime dia vonoina. Misy izay. Misy koa ny hoe règlement de compte, vengeance, dia sady vetavetaina ny olona no vonoina. 20% des cas angamba ireo. Fa ny ambiny, ny tena explicable @ psychologie humaine dia : mampakatra avo dia avo ny jouissance @ acte sexuel ny « mort imminente ». Raha misy olona qui voit la mort venir, ohatra hoe tapaka frein eo am-bava hantsana, dia tena mahatsiaro « fahafinaretana » sexuel faran’izay avo izy. I Jesosy dia ni-éjaculer nony efa tena hitsatoka ny lefona. Ho an’ny criminel kosa, matetika dia ny meurtre no mandeha alohan’ny viol. Ny fahitana an’ilay victime mijaly sy manary aina no ahazoany fahafinaretana ka anatanterahany ny filàny sexuel. Ilay olona moa efa en train de mourir rahateo, ka dia sady violé no maty. Misy moa dia nécrophile mihitsy : olona efa maty no anaovany acte sexuel. Antony tsy itiavan’ny olona mandefa razana any amin’ny morgue izany. Ny acte sexuel atao amin’ny olona na zavatra « insolite » koa dia tena ahazoan’ny olona atao hoe pervers tsirony. Adala, olona maloto be, kilemaina, antitra, zaza, lavaka tsy izy …

Samy manana efitra kely misy an’izany daholo ny olona rehetra any anaty atidohany any, fa ny « eritreritra » sy ny « environnement » no maha-samy hafa ny fatrany.

 

06:00 Posted by Rondro H RAKOTOBE | Tags: meurtre et viol, fbl, drogue, fandriana | Comments (0) |  Facebook | | | |