8:28d
Friday, 21 April 2017
Tsy lera io fa toko sy andinin'ny epistilin'i Bozy.
Ary lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, fa ny toetr'andro dia miara-miasa hanampy an'i Jean-Louis.
Rehefa hain-tany, maty daholo ny hazo. Mihena ny zava-maniry tondrahany.
Rehefa avy ny orana, velom-bolo koa izy fa tsy manondraka satria efa vitan'i Zanahary.
Izany hoe, tsy miasa mihitsy i Jean-Louis mandavan-taona.
Miasa ihany fa kely.
The comments are closed.