HIC-ET-HIAKA

Archives > 2016-05

Monday, 16 May 2016

NOHEVERIKO FA

Mba tena mahasorena ilay fialan-tsiny motramotraka manao hoe "tsy mora ny manao zavatra" ary "tsy hitan'izay tsy nanao io!"   Fa tena manafintohina ilay anankiray manao hoe "noheveriko fa ..."   Noho izany, raha avy nihaona na nivory na nifanoratra ka indrindra fa misy andrasana amin'ny andaniny na ny ankilany, dia izao atao alohan'ny hisarahana :   •ataovy mazava ny resaka : iza no hanao inona amin'ny fotoana toy inona?   •ataovy mazava ny resaka : teny mitovy ve no ifampiresahana? Ifanaraho tsara hoe rehefa "manga" ve dia mety mba tsy hifandirana ny...

Read more 0

Monday, 16 May 2016

PETA-DRINDRINA

      Nisy nanontany aho hoe inona no zavatra tiako hataony fanomezana ho ahy (mba fanontany ve aloha izany ...).   Ka ity fa mbola hataoko peta-drindrina, lisitra kely zavatra TSY tiako : -akoho amam-borona -corossol sy ny tariny -mozika mafy be -loko marevaka mifangaro -sora-damba fleuri -talon compensé Mbola hitohy.  

Read more 0

Sunday, 15 May 2016

NANGATAKA ANDRO

Rehefa mampirimpirina sy mitsikerakera "vakoka" dia miomana ho taitra. Indraindray aho mahita vola efa lany daty, indraindray koa mahita fanomezana mifono, saika natolotra ho ahy, saingy tsy teo...

Read more 0

No more posts available.

> Top