PETA-DRINDRINA
Monday, 16 May 2016
Nisy nanontany aho hoe inona no zavatra tiako hataony fanomezana ho ahy (mba fanontany ve aloha izany ...).
Ka ity fa mbola hataoko peta-drindrina, lisitra kely zavatra TSY tiako :
-akoho amam-borona
-corossol sy ny tariny
-mozika mafy be
-loko marevaka mifangaro
-sora-damba fleuri
-talon compensé
-corossol sy ny tariny
-mozika mafy be
-loko marevaka mifangaro
-sora-damba fleuri
-talon compensé
Mbola hitohy.
The comments are closed.