*** Publication nataoko tany ho any izy ity. Dia nisy nangataka hoe mba zarao amin'ny groupe-ntsika. Indrisy fa misy sivana angamba ao amin'ity groupe. Ka aleo ataoko eto amin'ity sehatra "kely" ity ho an'izay "vitsivitsy" mpiaraka amiko eto. Dia inty izany ilay izy r'ise fa dia soava dia. HAFATRAFATRA SY FAMPAHATSIAHIVANA HO AN'IZAY MANDEHA. ANKOATRA NY EFA HAIN'NY BESINIMARO 1-Atao misy mahalala hoe IZA avy ary FIRY marina no mandeha amin'ny FIARA inona. Asiana lisitra mazava, anarana, lahy/vavy, taona, contacts raha misy manjo. Isaina ho "olona" daholo hatramin'ny zaza...

Read more 0