Tsy hoe homeko anao ny volana.   Tsy angano angano ity, fa izao ilay tantara : Malahelo be aho rehefa tsy eo i Dada. Mandeha mamita iraka any amin'ny faritany hafa izy amin'io. Alohan'ny handehanany dia tsentsefiny kely ny ankihikelin-tanako. Amin'izay, hono, aho tsy dia malahelo loatra! Izaho kosa, miondana ny akanjony.   Indray andro, hoy izy tamiko : io volana io retsy dia hitan'ny rehetra eto Madagasikara. Ka rehefa mipoitra izy, dia miara-mijery azy isika, amin'ny ora mitovy ...   Dia toy ny mifampijery ihany ...   Dada ô, izaho ange tsy niova fa toy ny...

Read more 0