Indrisy rankizy ankehitriny fa toa mirenty "fandrosoana" ianareo nefa dia hafa ihany izany fahazazako izany! Hotantaraina sisa satria sady tsy azoko iverenana no tsy azo ampiainana anareo intsony.   Isan-taona toy izao, ankatoky ny Fetim-pirenena, dia efa tsy andry ny fihaonam-pianakaviana any ambanivohitra. Manao tsikonona izahay zafikelin-dry dadabe. Any an-tokotany daholo ny "ankizy" rehetra, manamboatra tranotrano kely ao ambany talantalana andadizan'ny sosety mikitroka be izay, ny sasany eny ambany paiso sy pibasy rehetra eny.   Dia tena mahandro tokoa ange. Ireo...

Read more 0