travaux d'intérêt général madagascar,ministère de la culture et de la communication,troisième samedi,tagna-maro

  Ireto voninkazo ireto no atao hoe Cosmos. Misy lokony marobe izy : volomboasary, vony, mavokely tanora, mavokely antitra, volomparasy, fotsy. Misy ny panaché. Mahafinaritra tokoa izy rehefa mitangorona, manenika ny saha. Dia mahatsiaro aho.   Fahatsiarovako manjavozavo …   Taloha, ela be, ny atao hoe paka, dia Antsirabe. Tsy dia manana hotantaraina aho, raha Antsirabe amin’ny maha-Antsirabe azy, fa ny lalana mankany no nahafinaritra ahy. Raha avy any Antananarivo, dia manomboka eo Ambatolampy ihany no ahatsapako hoe ho any Antsirabe !   Matetika aloha, dia...

Read more 0