Inona moa no atao hoe voina.   Angamba fahavoazana tampoka ary tsy maharitra ka afaka miarina ihany izay trany rehefa avy eo. Tra-boina no ilazana ny olona tratry ny voina. Ary ny voina mahazo ny havana dia mahatratra ny tena ihany koa. Ny voin-kava-mahatratra. Ka ny atao hoe “voin-kava-mahatratra” dia tsy ilay tsipaipaika sy fanangonam-bokatra atao, tsy ilay fanomezana sy tsipitsipy atolotra ihany koa ...   Iza no tokony hampianatra an’izany? Tsy izaho angamba.   Matetika dia ny loza ateraky ny fiovaovan'ny toetr'andro no mampisy tra-boina eto Madagasikara. Omena...

Read more 0