... raha tsy maty dia mifohafoha volo.   Indro àry ny “AIZA NY ZANA-DRAZANA” raha amin'ny tenin-gasy. Tsy iadian-kevitra ny fironana sy ny fitiavana, ary ho resaka tsy manam-piafarana satria samy manana ny ataony hoe tsara sy mety. Saingy misy "tsara" tsy maintsy hiavaka sy ho voaavaka foana ao anatin'ny sarambaben'ny kintana. Ny "tsara" dia miavaka amin'ny maha-izy azy mihitsy, amin'ny tenany, ny fiangaliany ny ataony ary ny endrika fanehoany sy fisehoany. Misy dian-tanana tsy misy mpanana mipetaka amin'ny sangan'asany. Maro ny mpaka tahaka saingy tsy azo tahaka mihitsy ny...

Read more 0