HIC-ET-HIAKA

Tag > taxibe

Monday, 24 April 2017

RY ANJELY MPIAMBINA ANAY ...

Alarobia. Amin'ny 5 ora hariva. Malaladalaka ny taxibe niainga teo Ambohijatovo, miantsoantso Andavamamba-Ambodin'Isotry-67 hectares. Mbola misy tohiny fa tsy henoko.   Taxibe Mercedes lehibe ilay avy any aoriana ny varavarana. Teo amin'ny seza aoriana indrindra, nisy olona roa. Tsy miara-dia izy ireo. Tovovavy tokony ho efa miasa, na mpianatra amin'ny université no teo amin'ny tandrifin'ny lalantsara. Tany amin'ny fitaratra kosa, lehilahy.   Misy miantso amin'ny téléphone ilay tovovavy, dia mamaly hoe "efa eto Ampefiloha fa embouteillage be fa mi-bip aho rehefa tonga".  ...

Read more 0

Saturday, 18 August 2012

AMBIANCE TAXIBE

Il faut bien rentrer, mais si j'avais le choix, je préfèrerais me rendre à pied. D'abord ça use les souliers, bien que bon pour la santé, ce qui est tout à fait relatif, vu le degré de pollution de la ville. Mais surtout, prendre le transport en commun est loin d'être une partie de plaisir. Cela amuse deux ou trois fois, mais en faire un moyen de locomotion permanent, autant ne pas trop...

Read more 0

No more posts available.

> Top