HIC-ET-HIAKA

Tag > taxi

Sunday, 16 July 2017

MIASA FATRATRA SY MAVESATRA ENTANA

Havanay hafa indray koa i Tiana. Teneno rehefa leo anay mianakavy ianareo.   Mpitondra taxi no asany nahabotrabotra azy hatramin'izay. Teo aloha dia tonga tao an-tokotaniny ilay fiara 4L fitondrany, nomeny ny anarana hoe Sombiniaina. Kanjo nisy nanorina trano teo amin'ny lalana mankao ka dia eny amoron-dalana no apetraka ilay fiara. Tsy akaiky fa rehefa vita ny arabe sahabo ho 200 metatra dia mbola mandeha elakela-trano miolika sy tery ary mangina vao tonga eo am-bavahady.   Tsy misy mpiambina i Sombiniaina eo amoron-dalana eo, ary rehefa ho avy koa ny orinasa...

Read more 0

Friday, 21 April 2017

BUREAU DES OBJETS TROUVES

Tsy ny fositra no tsy hambolem-boavahy.   Tsara sy deraina ny hevitra sy ny fikasana. Dia tsaroako ity tantara ity. Mba tantaraina fotsiny na dia fantatra aza fa tsy vitsy no toy ity. Ary soa ihany koa fa tena mbola betsaka no tsara sitrapo eto an-tany.   Mpamily fiarakaretsaka (taxi) ity lehilahy, matihanina, hatrizay nahazoany permis de conduire.   Mitantara ny vady...

Read more 0

No more posts available.

> Top