Wednesday, 07 June 2017
SEKTA, NY TANJONY
Izay fikambanana rehetra miorina, na ara-barotra na ara-pianakaviana, na ara-politika, na inona dia manana zava-kendrena mazava tsara tokoa. Mety ho tombontsoa iombonana io, mety ho an’ny mpanorina sy ny lohandohan’ny mpisorona ihany. Tsy mivaona amin’izany ny sekta. Samy tonga hitady tombontsoa ao na ny mpikambana tsotra na ireo mpitarika. Matoa velona ny fikambanana iray, dia mbola samy mahita izay tadiaviny ao daholo ny tsirairay, na ny mpikambana tsotra na ny mpitarika. Nahoana moa no manangana sekta sy manatona sekta ? 2-1-Vola aman-karena Hoy ny ohabolana...