HIC-ET-HIAKA

Tag > sekta

Wednesday, 21 June 2017

SEKTA, TEKNIKA FANARATOANA

Tsy tongatonga ho azy ny fahombiazana sy firoborobon’ny sekta . Misy tetikady voarindra tsara ao, ary ny sekta dia rafitra tsy kitoatoa mihitsy fa manana teti-pivoarana nosainina sy nohalalinina ary nohavaozina isan’andro. Miray feo ny mpandinika maro fa mandalo dingana telo hatrany ny fomba fiasan’ny sekta : -manjono, -manapotika ny fahafaha-mandinika, -mandentika tanteraka tsy hahafahana miverin-dalana intsony.   3-1-Manjono = Manarato olona Tsy mahavita irery an’izay tiany hatao ny mpitarika sekta fa mila olona hataony fitaovana : isam-bahoaka hisehoana fa «...

Read more 0

Wednesday, 07 June 2017

SEKTA, NY TANJONY

Izay fikambanana rehetra miorina, na ara-barotra na ara-pianakaviana, na ara-politika, na inona dia manana zava-kendrena mazava tsara tokoa. Mety ho tombontsoa iombonana io, mety ho an’ny mpanorina sy ny lohandohan’ny mpisorona ihany. Tsy mivaona amin’izany ny sekta. Samy tonga hitady tombontsoa ao na ny mpikambana tsotra na ireo mpitarika. Matoa velona ny fikambanana iray, dia mbola samy...

Read more 0

Friday, 02 June 2017

SEKTA, ARAKA NY FOTO-KEVITRA SY NY FOMBANY

Raha tiana hanana ny tanjany sy ny maha-izy azy ny fikambanana iray, dia tsy maintsy maneho ny fironana arahiny. Izay mampisongadina no atao fa tsy atao safobemantsina ao amin’ny zava-kinendry...

Read more 0

Wednesday, 24 May 2017

SEKTA, ARAKA NY HEVI-TENY

Wednesday, 15 March 2017

ENDREY IRY MITONDRA TENY SOA MAHAFALY

More posts...
> Top