Sombin-tonombavaka Vovo-tany indroan'ny tanana Tsy voninkazo, tsy mpitari-pivavahana. Lasa ianao ry namako Hisotro irery farany Eo amin'ny lambanana ben'ny Mandrakizay.   Samy irery isika Nefa zatra niara-niaina An'ity sarintsarim-piainana. Ireo mpitandro filaminana, Ny efitra makarakara vy Ny divay, ny vehivavy, Vita teo daholo izany Veloma.   Ho any amin'ireo toeram-pisotroana Falehantsika isan-kariva aho Hilaza hoe Tsy ho avy intsony ianao. Hisotro amin'ny veranao aho Ianao kosa,...

Read more 0