Je fais ce credo pour la énième fois. "Mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha Mpanao ny Lanitra sy ny Tany aho". Hatreo ihany. Anisan'ny antony mba iezahako ho "tsara fanahy" ny fiheverako fa eto an-tany ihany "izao fiainana izao", mazava ho azy. Matoa hoe "izao fiainana izao". Ankoatra an'izao, efa tsy "izao" intsony. Izay tsy vita "izao", dia tsy vita intsony. Ny zavatra rehetra "à titre posthume" dia tsy ataoko ary tsy tiako hatao ahy. Au moment où j'allais mettre en ligne cette note, j'entends #Mamy_Gotso à la radio. Porte-parole de la famille de l'accordéonniste...

Read more 0