HIC-ET-HIAKA

Tag > rondro h régnier

Sunday, 13 August 2017

HAPPY BIRTHDAY

13 août. Tsy hadinoko mihitsy io andro nahaterahanao io. Efa nolazaiko fa mitovy daty amin'i Bodo. Ny taona no samy hafa. Tsy hadinoko ihany koa izay nolazaiko anao. Tafaresaka isika mikasika ny atao hoe "teny ifanomezana". Dia hoy aho tamin'izay : "raha sendra tafaraka isika ka nisy faty olona teo, na nataontsika na tsia; raha hifanaraka isika fa hamono olona ka tsy hiteniteny mihitsy, na hiady aza isika indray andro any, dia tsy hamoaka ny resaka nataontsika samy irery mihitsy aho." Tsy niozona aho fa tsy tiako izany. Tsy namono olona isika fa fara tampon'ny heloka izany....

Read more 0

Tuesday, 16 May 2017

BIZN'NAKÀ ASIAKO SONIA

Io anaran-javatra rehetra io, ao ny misy dikany hatrany am-piandohana. Ao ny tsisy dikany hatrany am-piantombohana fa namoronana dikany vao haingana. Raha izaho izao no sendra manan-javatra tampoka. Dia ahoana re ? RHR no initiales-ko, izany hoe tarehintsoratra fiandohan'ny anarako. Dia io izany no apetako amin'izay mikasika ahy rehetra fa hahita inona indray. Mba AHY dia asiako...

Read more 0

Saturday, 08 April 2017

REFLEXIONS PERSONNELLES

Read more 0

Saturday, 08 April 2017

...

Wednesday, 29 March 2017

RAHARAHA 1947

More posts...
> Top