JACARANDA   Sambatra koa raha sambatra ireo mpampianatra sy mpanabe satria miparasaka ho felana ny rano nantsakaina. Tanteraka sahady ny « Toky » nomen’ity zazavavy vao iray ranonorana, ho an’ireo tsy nitandro hasasarana nikolokolo azy :   « Tsy ho very foana tsy akory ny dinitrareo mba ho ahy Ka aza manahy, Fa na ho mora ny lalana mbola hombana na mety hikitoana : Hatrehiko foana; Hampody ho vainga ny rano nalaina tsy nety nandreraka Hoentiko miezaka»   Misolo vava an’ireo mpampianany rehetra aho misaotra azy ary...

Read more 0