ravintoto.jpg

Iza moa no tsy hahafantatra ravintoto sy henankisoa, sakafo lazaina fa mampiavaka ny Malagasy ary ireharehana fatratra ny fampiderana azy amin’ireo vahiny. Toy ny zavatra sasantsasany ihany : ny anana, ny koba, ny mofogasy, ny patsa, sy ny sisa, dia manjary tadiavina be sy tiana tokoa rehefa hoe any ivelan’i Madagasikara ny tena. Hatrizay niainako teo amin’ny sehatry ny asa, dia tsy gasy ny ankamaroan’ireo olona nifaneraserana. Raha ataoko ny salan’isa, ny antsasany dia tsy tia ravintoto. Maharikoriko azy hono. Ny ampahatelony tsy tia taovan-kena sy tongotr’omby. Maloto hono. Ry...

Read more 0