HIC-ET-HIAKA

Tag > ranavalona iii

Friday, 10 May 2019

PHILOMENE

philomène,fehiloha mena,rainilaiarivony,ranavalona iii,tsinôno

Philomène. C'est un prénom qui fait sourire et rire à Madagascar. C'est un prénom qui marche bien pour les blagues et canulars. Si les chanteurs Kaiamba, Jean Kely sy Basth ont chanté ce titre, savaient-ils l'histoire que renferme ce prénom? Puisqu'ils parlent justement bien de Tsinôno. Alors, j'ai le loisir de partager ce que l'un des descendants de Philomène m'a raconté. Puisque la Philomène de la chanson a bel et bien existé, et a laissé une postérité. L’union du Roi Radama I avec la princesse sakalava Rasalimo a donné naissance à 3 enfants. Le garçon nommé...

Read more 0

Saturday, 27 February 2016

28 FEVRIER 1897

Ny alin'ny 27 février 1897 no nosamborina Razafindrahety, na RANAVALONA III, ka nomena adiny efatra namehezana ny entan-keliny.   Tsy nomena fotoana izy hanaovany veloma ny havany akaiky sy ny vahoakany.   Ny 28 février 1897 no namoahan'ny fanjakana frantsay ny didim-pitondrana manafoana ny Fanjakan'Andriana (Fanjakan'i Madagasikara) tany Imerina ary nampandefa an-dRanavalona III...

Read more 0

Sunday, 22 November 2015

22 NOVEMBRE, RAZAFINDRAHETY

Ny 22 novembre 1861 no teraka Razafindrahety, izany hoe 156 taona raha velona teo. Natao datin’ny Fandroana moa io 22 novembre io tato afara. Mpanjakan’i Madagasikara nitondra ny anarana...

Read more 0

No more posts available.

> Top