Ity manaraka ity dia sombintsombiny momba ny raharaha MDRM, nalaina t@ rakitsoratr'Ingahy RALAIARIJAONA, mpanao gazety, navoaky ny zanany #RALAIARIJAONA_Zo_Lalaina tao amin'ny tambazotra Facebook, mars-avril 2017. Nomarihany fa biographie no nakàna azy ity ka dia misy ampaham-piainana manokana mety ho tafatsofoka ihany koa.   Am-panetren-tena tokoa no izaràna azy amintsika.   "Izaho (RALAIARIJAONA) dia manambara tsotra tsy misy fihambahambana fa ny Frantsay ihany no nanao sy nampanao ny fikomiana tamin’ny taona 1947.   1 -Ny porofo voalohany dia ny fisian’ny...

Read more 0