Mahazatra antsika ny miventy hafaliana, fitiavana, fanantenana, finoana … Hadinontsika matetika fa ny ranomaso koa ange ka manambara fihetseham-po isan-karazany.   Indreto misy eritreritra vitsivitsy momba ny tomany mba tiako hozaraina. Nindramina izy ireto. Ary aza mitomany … 1 -Ny ranomaso miafina no tena sarotra fafàna indrindra.   2 -Vavaka ihany koa ny tomany. Ny ranomaso no mankany amin’Andriamanitra rehefa tsy afaka miteny isika.   3 -Ny ranomaso no teny manambara an’izay tsy hain’ny fo lazaina.   4 -Tsy ny tomany irery ihany no...

Read more 0