Rado RAKOTOMALALA-RAKOTOBE

(Traduction libre de Rondro H RAKOTOBE) NY TANANA MBA NOFISIKO (Mars 2013 - Forum National Urbain) Te hitomany aho mieritreritra ny tanànako, raha mahita ny tanàn-dehibe hitako rehefa mandeha miala sasatra, na amin'ny tantara an-tsarimihetsika sy horonan-tsary  fanadihadiana jereko. Te hitomany aho mieritreritra ny tanànako, dia Antananarivo, renivohitr'i Madagasikara, izay heveriko ho taratry ny tanàna hafa rehetra eto an-tanindrazana. Resy lahatra aho fa ny zavatra tsara rehetra dia niainga tamin'ny nofinofy avokoa, ka dia maminavina...

Read more 0