HIC-ET-HIAKA

Tag > rabobalahy

Wednesday, 06 November 2019

NY NANAHARY

jacques nanahary

Midona ny oran-ko avy, manako ao am-po mahatsiahy ... Dia mandeha ny andro sy ny fotoana. Miha-manify ny laharan'ny indray mihira tamin-dry Neny. Tena miha-vitsy ireo hany sisa antsoiko hoe "dadatoa". Fa lasa niamboho koa i tonton Jacques, na Andriamialisoananahary Jacques, ilay farany tavela tamin-dry Nanahary mirahalahy avy namorona ilay tarika mpihira. Misy ny zaza mpandimby, fa efa mpandimby ... Raha tsy diso aho, dia tamin'ity 2019 ity avokoa no nandeha izy telo mianadahy : Bako, Pierre ary Jacques. Impiry hiakatra an'Ampananina isika rankizy? Tsy ho hitako intsony...

Read more 0

Saturday, 11 November 2017

RAHA MATY RABOBALAHY

Izany no hira fanarabiana atao amin’ny taranaky Rabobalahy. Izao no tonony : “ Raha maty Rabobalahy, nalevina Ambodisaha, napotsaka ny tsinainy, nataon’ialahy saosisy” . Tsy nanaiky nilavo lefona tamin’ny vazaha mpanjanaka Rabobalahy ka notriariny ny kibony dia nalentiny tao ny sainan’i Madagasikara. Izay raha tsorina.   Tetiarana kely ity manaraka ity fa misampantsampana maro ny...

Read more 0

Saturday, 04 March 2017

RAKETAKA, ANABAVIN-DRABOBALAHY

(sous toute réserve) Mifamahofaho ny tantara. Ity dia nampifandrindràna tamin'ny fanampim-panazavana nomen'ny iray amin'ny taranany, tamin'ny 4 mars 2017. Adikako araka ny nanoratany...

Read more 0

No more posts available.

> Top