Thursday, 02 November 2017
VAVAKY NY ZWAM
O ry Ray ao ambony Hohamasinina anie ny anaran'itony Hatao anie ny clé an'itony Ho tonga anie ny revin'itony Ety an-tany fa tsy revin-drongony Omeo anay anio aloha ny sôgany androany Fa rahampitso mbola mety hitomany Mamelà ny tsy revin'itony Izahay ange tsy misotro rongony Aza mitondra anay amin'ny kizo Fa kôzy bonne atao. in Mey 1972, Rémi RAHAJARIZAFY