Ny pâques, misy "s", no fety kristiana lehibe indrindra, foto-pinoany noho ny nandresen'i Jesosy Kristy ny fahafatesana ka nitsanganany ho velona rehefa avy maty sy nalevina.   Ny accent circonflexe dia manafina "s" ao anatin'ilay teny ka izany no mahatonga ny olona sasany hiteny hoe paska na pasaka.   Pâques > pascal Fête > festival Côte > costal Huître > ostréiculture Hôpital > hospitalier Fenêtre > défenestration.   Araka ny fanisana andro manaraka ny tsingerim-bolana, ny paka dia ankalazaina amin'ny alahady voalohany manarak ny fenomanana aorian'ny...

Read more 0