Ny alarobia 24 septembre 1879 no natao Mariazy tao amin'ny Fiangonana Anatirova, ny Prince Ratrimoarivony, 21 taona latsaka kely, sy Razafindrahety, 18 taona latsaka roa volana. Andriambelo Mpitandrina no nanao izany.   Faly Ramoma (Ranavalona II) satria zanaky Ramahatrarivo anadahiny ny Prince, ary Razafindrahety (ho lasa Ranavalona III) dia taizany tiany dia tiany.   Ny alatsinainy 7 mai 1883 dia maty ny Prince Ratrimoarivony, noho ny antony tsy dia nazava loatra. 25 taona latsaka kely izy izay niamboho izay.   Tsy dia natanjaka loatra ny fony, nefa ny Gazety "La...

Read more 0