Monday, 01 April 2019
PRETERITION
Prétérition no filazana an’ilay rehefa hoy isika hoe : -Tsy mihomehy loza ! -Tsy atao imasonao -Tsy hoe manambany an’ilay zavatra ataonao aho fa … -Tsy manapaka ny teninao aho fa … -Tsy sanatria hamendrofendro na hamoha fota-mandry -Tsara ilay nataonao, fa mila fanatsarana kely -Tsy midoka tena aho fa ... …