Saturday, 01 December 2018
MIKAJY NY ISAN-JATO
Tsy vitako ny hangina na tsy mpahay mathématiques aza aho. Misy sekoly A sy B. Sekoly A : mpianatra T5 = 2 ; afaka CEPE = 1. Taha = 50% Sekoly B : mpianatra T5 = 75 ; afaka CEPE = 1. Taha = 1,33%. Gaga be ilay olona hoe nahoana A mahita 50%, B tsy mahita afa-tsy 1,33% nefa samy nahafaka 1. Sekoly A : mpianatra Terminale = 65. Afaka bacc 1ère session = 25. Taha = 38,46%. Afaka 2è session = 20. Taha rehetra = 69,23%, izany hoe nitombo 30,77 ny taha. Sekoly B : mpianatra Terminale = 120. Afaka bacc 1ère session = 57. Taha = 47,50%. Afaka 2è session = 35. Taha rehetra =...