Hanefa adidy indray. Tsy misy aretina tsara, fa ny pesta dia loza. Tsy nalevina am-pasan-drazana izay matin'ny pesta ary maro ny vohitra ravan'ny pesta tamin'ny andro fahiny. Aretim-boalavo manjo ny olombelona ny pesta. Anisan'ireo aretina azo avy amin'ny havoretrana ary i Madagasikara dia mbola ahitana azy mandraka androany na dia efa tokony ho levona toy ny nendra aza izany. Voretra tsinona. Ny peste bubonique dia ilay mamely ny atodin-tariana (?) (ganglions). Ratsy io. Fa loza be noho io ny peste mamely ny havokavoka (peste pulmonaire) izay mora mifindra tokoa, entin'ny...

Read more 0