HIC-ET-HIAKA

Tag > ony rambelo

Wednesday, 21 June 2017

FAMILLE

Il est des chansons dans lesquelles on s'identifie, on se retrouve. Il est des inspirations que les autres ont déjà transcrites dans leur langue. Et il arrive que deux ou trois les traduisent, chacun de son côté, à des moments différents. Cette fois, Jean-Jacques GOLDMAN est bien servi !   ISAN'NY HAVAKO IANAO (Ony RAMBELO, Ilay Olondia)   Tsy mangina tsotra izao Raha ianao no an-tsaiko ao, Izaho lavitry ny tananao, Ny tenanao sy ireo namanao   Kanefa ekeko izany noho ianao.   Tsy fantatro ny anaranao Na ny tanàna izay misy anao. Mahantra ianao?...

Read more 0

Wednesday, 31 May 2017

FRAMASAO

Voalohany indrindra, franc-maçon no izy fa tsy FRAMATION. Ny franc-maçonnerie dia fikambanana manahirankirana ny besinimaro noho izy manana fomba amam-panao iavahany, na dia voalaza aza fa mikatsaka ny mahasoa ny zanak’olombelona tsy ankanavaka. Fikambanan’olona notsongaina manokana, manana tsiambaratelo sy firahalahiana mampitambatra azy. Ny olona mpikambana ao no atao hoe...

Read more 0

Saturday, 07 January 2017

MAN IN THE MIRROR

https://www.youtube.com/watch?v=PivWY9wn5ps&sns=em   It's a song which's written by Glen Ballard and Siedah Garrett, made popular by Michael Jackson. Cf Album Bad, released on august...

Read more 0

Sunday, 06 November 2016

QUAND LES GRANDS ESPRITS SE RENCONTRENT ...

No more posts available.

> Top