HIC-ET-HIAKA

Tag > népotisme

Thursday, 01 November 2018

DELATION

Chuuuut! Inona moa ilay hoe délation fa tsy haiko tsara. Izao ilay tantara : nahita "sera" aho hahatafiditra ao amin'ny sekolin'ny zandary. Dia nahita "tataka" aho hahalasa mpiasa an-tsambo. Izay ihany no tantaraiko. Vintana tsy misy toy izany, afeno tsara rankizy fa ho tafita isika. Tsy hisy toa antsika. Na hivarotana ny taninketsa aza, tsy maninona fa rehefa avy eo, manarina. Satria tsy hoe mahafatifaty isika ka misokatra ho antsika ny varavaran-tsarotra rehetra, mandoa vola dia mandoa vola tokoa anaka! Loza anefa fa hay mpisoloky ireto olona ! An-tapitrisany ilay "hetsika" ka...

Read more 0

Thursday, 15 September 2016

IMAVO

Araka ny resak'Ilaidama andavanandro, dia nokasainy handimby azy Rakotobe, zanaky Rabodosahondra anabaviny sy ny Prince Ratefinanahary, zanak'andrianan'Imamo, ambasadaoro malagasy voalohany tany Europe. Saika hampivadiany tamin-dRaketaka Razanakinimanjaka, zanany tamin-dRasalimo io Rakotobe io. Nahafantatra izany Ramanantsimijay sy Ratsiaribika lehiben'ny Tsimandoa izay nitsabo...

Read more 0

No more posts available.

> Top