Rahoviana ny fahatelo fa indroa izay. Tsy mety fay mihitsy. Efa valian’olona boraingona hoe «  tsy maintsy ataoko io  », izany hoe na faly ianao na tsy faly, na inona na inona endri-pampieritreretana ataonao. Tsy maintsy. Toa izy irery, sa moa izy mihitsy, no andry mampijoro ny fianakaviany. Hanao fasana hilevenan’izy mianakavy, ka na ny tany hanorenana aza, tsy misy. Dia mitotototo ange, mipenimpenina, mila ho boron’ny fisolokiana. Mba teniteneno amin’izany izy fa ny havaliny anao dia hoe «  izaho tsy maintsy manao ranona a, tsy maintsy vitako io  ». Sady tononiny amin’ny anaranao...

Read more 0