Ataoko mahitsy ny resaka mba hazava tsara amin’izay rehetra mahazo tenin-gasy. Efa ela aho no tsy niandrandra na inona na inona tamin’ny olombelona atao hoe Malagasy. Na fianakaviana io, na mpiara-monina, na mpiara-miasa, indrindra moa fa mpitondra fanjakana. Ny « hafa » firenena hatrany no mba naneho sitraka tamin’ny tenako sy ny asako. Naneho sitraka tamin’ny fomba rehetra ry zareo. Tsapa izany, ary zava-dehibe. Tsy sandam-bola ihany, ary hatramin’ny zaza madinika ka hatramin’ny masoivohom-pireneny dia nankasitraka ahy sy ny asako.   Tsy misy ilàn’ny Malagasy ahy fa...

Read more 0