Karazana daty izany tsy maintsy notadidiana izany mba hahafahana fanadinana! Dia misy ny nanjary tadidy tsy nahy noho ny tabataba naterany, na tsara io na ratsy. Tao koa ireo niniana notadidiana sy notanana an-tsoratra, sao ilaina indray andro  any ... Ny ankamaroan'ireny, dia nitondra fahasoavana ho an'izay nahay nanararaotra. Zana-tohatra niakarana sy lakana nitàna. Alitara nanaovana sorona maro dia maro hanasinana Fanjakana. Ny tsy aritro dia izato hafanam-po eny am-piandohana hoe "ataonay ho an'ny Tanindrazana", "na hamoizanay ny ainay aza", "izahay tsy mila...

Read more 0