11 mai 1863   Atao hoe nanjaka tapany ny olona rehefa tsy tody amin’ny fetra tokony ho izy eo amin’ny fanapahana.   Ny alarobia 23 septembre 1829 tamin’ny 6 ora no teraka tao Imasoandro RAKOTOSEHENONDRADAMA, zanaky Ranavalona I sy Andriamihaja, hovalahy, araka ny tantara. Misy milaza fa manga maso ilay zaza, ka mety ho zana-bazaha. Izao no kabarin-dRanavalona I : « Izao no lazaiko aminareo Ambanilanitra, nangetaheta aho ka sendra rano, nikororo-bary ka sendra rivotra, tonga tiana ka tsara lamba ary naniry zaza ka tera-dahy. Izao no lazaiko aminareo, matokia ry...

Read more 0