Berceuse, illusionnisme, hypnotisme, anesthésie, immunisation, somnifère ... "Miesona" izay tratrany!   Betsaka ny fomba amam-pitaovana fampiesonana, famerezan-dia, fampatoriana mitsangana, famonoan-kozatra, fanovà-maso, fampandriana adrisa, fandonana tapany handoavana erany, fandraikiraikena, sy ny sisa izay mitovitovy asa amin’izany.   Olona maro dia maro an-tapitrisa no tsy mahahetsika, tsy mahateny, manaiky lembenana, miraviravy tanana, tampi-maso, manoa, miandry ny rariny, manohy ny fiainan-keliny, sy ny sisa sy ny sisa mitovitovy hetsika amin’izany.   Toy ny...

Read more 0