Rehefa miha-mitombo taona isika ka miha-hendry kokoa, dia tsikaritra miandalana fa : -mitovy ny fotoana refesin'ny famantaranandro lehibe mitombana 3000€ sy ny famantaranandro fanao an-tanana mitentina 30€ -ny porte-monnaie iray amidy 300€ sy ny portefeuille 30€ dia samy azo ametrahana sandam-bola mitovy -tsy misy maha-samy hafa azy ny fahanginana (solitude) [Ndlr fanginana (silence) ] na ao anaty trano mirefy 70m² na ao anaty lapa 300m². Antenaiko fa indray andro any dia ho tsapanao fa tsy avy amin'ny zavatra sy haren'ny tany no ahitanao fiadanana ao anaty. Tsy misy dikany na...

Read more 0