Ho lasa blog medikaly ihany ity! Tena tsy vitako ilay hangina.   Fanamarihana fotsiny no atao fa ny taranja atao hoe cardiologie dia tsy ho hay vetivety.   Raha tena tsorina. Amin'ny ankapobeny dia nofo ny fo. Toy ireny fon-kena fanao maskita ireny. Paompy no asany. Mipaompy ra. Mandalo ao aminy ny ra mba hodioviny, asiana oxygène izay avy amin'ny andraikitry ny havokavoka, dia mizara ny ra voadio eran'ny tena amin'ny alalan'ireo lalan-dra lehibe miditra ao sy mivoaka avy ao. Mikainkona (mitroka) sy mamotsotra (manondraka) no ataony amin'izany, mampiditra sy mamoaka. Izay no...

Read more 0