Tsaroako ny valinteny teo no ho eo nomen'ny anabavin-dray, raha nanontany ahy izy sao mahita trano azo hofaina. Teo Ambanidia hoy aho no nahitako soratra lehibe hoe "trano ahofa".   Fa nahoana aho hoy izy no avy etÿ Amboniloha aho ka halefanao eny Ambanidia!   Dia azoko an-tsaina nanomboka teo ny foto-pisainana mibaiko ny fitondran-tenany rehetra ...   Izay liana na mahay tantara dia mety hahafantatra an'izany atao hoe #Ambohitrandriananahary eny amin'ny Vohitra Alasora. Eo am-pototr'izany toerana izany ankehitriny no nofidian'ny Fiadidiana ny Commune Alasora...

Read more 0