I/ KUNG FU (1 sur 2) "Mila olo-marina ity firenena ity! Manomboka amin'ny mpamafa lalana ka hatramin'ny Prezidan'ny Repoblika. Efa ratsy dia tsy maintsy foanana daholo!" Tarigetra famerimberin'i Si-Fu (grand maître) Piera Be tamin'ireo mpianany rehetra izany, indrindra moa fa tamin'ireo Si-datsi (mpianatra nanolo-tena sy nahafoy tena ho an'ny Kung-Fu) (...) Herintaona taorian'ny fiverenan'i Si-Fu avy amin'ny Monastère iray tany Japon dia natsangany tao Behoririka ny Dojo zozoro. Hatramin'izày dia efa nampahatsiahivin'i Si-Fu foana tamin'ireo mpianany fa ny tanjona dia...

Read more 0