Thursday, 17 August 2017
TE HIAVOTRA FA TSISY ASA E
Ity presque copié collé tabatabako maraina tamin'ny zandriko. Normal be raha mahantra e Nalefa ilay JL fa mankaleo. Raha ny hoe fatiantoka taminy dia tsy iray lavaka fotsiny. Izy koa antitra be atahorana hitsipaka ato. Nisy zazalahy hoe Tojo nanao interim tato. 5000ar isan'andro hono no karamany, mpantsakan'olona any Ambohibao any izy io. Fa ny andro iray moa ahoana ny définition. Ny olana dia iantohana frais mankaty, iantohana sakafo dont café sy mofo maraina. Ka i Rondro tsy mahay sady tsy manam-potoana hanavahana karazana sakafo ho anay sy ho azy! Dia mitovy...